Bibliobus

Rotary Club Tsimbaroa Antananarivo – Ankizy 70 000 no ezahina hisitraka ny « bibliobus » ao anatin’ny herintaona

aHamafisina ny asan’ny « bibliobus » mandritra ny fotoam-piasana 2019-2020″, hoy ny Filohan’ny Rotary Club Tsimbaroa Antananarivo vaovao, Lizah Ndrialisoa. Bibliobus Hatramin’ny taona 2005 no niasa ho an’ny ankizy eny amin’ny sekoly Ambatonakanga voalohany sy Ambatonakanga faharoa ny « bibliobus » Rotary Club Tsimbaroa. Mitety ny faritra Antananarivo sy ny manodidina ity « bibliobus » ity, Read more…