ISPM

Fampianarana ambony – Mahatratra 320 ireo voka-pikarohana asehon’ny mpianatra ao amin’ny ISPM

Mpianatra maro eo anivon’ny sekoly ambony ISPM no mampiranty ireo voka-pikarohany araka ny lalam-piofanana misy azy avy mandritra ny 2 ka hatramin’ny 6 jolay eny amin’ny ISPM Ambatomaro Antsobolo. Fampirantiana ireo voka-pikarohana Nanomboka omaly ary tsy hifarana raha tsy amin’ny Sabotsy 6 jolay izao ny fampirantiana ireo voka-pikarohan’ny mpianatra eny Read more…