Fetim-pirenena – ‘Ndeha hampiroboroboana ny toe-karena Malagasy

English version avalaible on https://www.booknews.today/independence-day-malagasy/ Ny vaninandro fety dia fotoana ahafahan’ny olona tsirairay mahazo tombony amin’ny alalan’ny fitadiavam-bola, fialana voly, fihinanana, fihaonana amin’ny fianakaviana sy ny maro samihafa. Mandritra ny fety dia mandany vola isika ary mazana aza dia misy teti-bola natokana ho an’ny fety fotsiny. Kanefa iza no omena Read more…