ucm ambatoroka

Fampianarana ambony – Mpianatra 100 manaraka ny fiofanana amin’ny sekoly “doctorale” ao amin’ny UCM

Misokatra ho an’ny rehetra manana diplaoma “Master” nivoaka avy amin’ny sekoly ara-dalàna eken’ny Fanjakana ny École Doctorale UCM, araka ny nambaran’ny Profesora Jeannot Ramaramanana. Sekoly « doctorale » Miisa 5 ny sampana Fikarohana misy ao amin’ny Sekoly « Doctorale »-n’ny Université Catholique de Madagascar (UCM Ambatoroka, dia ny « Droit et Sciences politiques, Population et Read more…