raozigasy

Antsan-tononkalo – Hanolotra kanto hafa kely hoan’ny mpankafy i Raozigasy sy i Anse Etoile

Amin’izao fandalovany eto Madagasikara izao dia hanolotra antsan-tononkalo i Raozigasy ny 1 mey ho avy izao, eny amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely. Hiaraka aminy ny mpanakanto Anse Etoile. Antsan-tononkalo atolotr’i Raozigasy sy Anse Etoile “Isika roa”. Io no lohahevitra hoentina mandritra ny antsan-tononkalo atao eny amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely ny alarobia Read more…