fiakaran'ny vidim-piainana

Fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny zon’ny mpanjifa – Nasongadina ny fiakaran’ny vidim-piainana

Nomarihina omaly ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny zon’ny mpanjifa. Ny fiakaran’ny vidim-piainana no tena nasongadina nandritra ny hetsika izay natao teny Analakely. Fiakaran’ny vidim-piainana 15 martsa 2019. « Fampahafantarana ny olona ny andro maneran-tany ho an’ny zon’ny mpanjifa ny andro androany », hoy Rabetsara Lita na Ralita, omaly teny Analakely. Read more…

« Mining for Sustainable Development »

« Mining for Sustainable Development » – Un programme pour améliorer la transparence de l’industrie minière à Madagascar

Un nouveau programme a été mis en place pour la améliorer la transparence de l’industrie minière dans la Grande île par le Transparency International. Il s’agit du programme « Mining for Sustainable Development ». TI-IM lance le « Mining for Sustainable Development » Accroître la contribution de l’industrie minière au développement durable des pays Read more…