Korotam-bolo

Korotam-bolo – Nampitombo ny fiombonana eo amin’ny lafiny ara-bolo

Tratra ny tanjona tamin’ny hetsika “Korotam-bolo”, notontosaina teny amin’ny CFM Anosy ny faran’ny herinandro lasa teo. Nitombo ny fiombonana ary namaly ny hetahetan’ny olona teo amin’ny lafiny ara-bolo tanteraka ny hetsika. Nihitatra ny fiombonana eo amin’ny lafiny ara-bolo Fampitomboana ny fiombonana eo amin’ny samy malagasy eo amin’ny lafiny ara-bolo sy Read more…