andro maneran-tany ho an'ny tenin-dreny

Andro maneran-tany ho an’ny tenin-dreny – “Tsy fahafehezan-teny ny fampiasana ny teny mifangaro”

Fototry ny fanabeazana ny teny reny ary ivon’ny fampandrosoan’ny firenena kanefa ny tsy fahafezena ny teny ampiasaina sy fampiasana ny teny mifangaro na teny vary amin’akotry dia mety hitarika tsy fifankazoan-kevitra. Tsy fahaizana mamoaka ny ao an-tsaina ny fampiasana vary amin’akotry « Tsy fahafehezan-teny ny fampiasana ny teny mifangaro na ny Read more…