Hatramin’izao, tranga 147 no voarain’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ao amin’ny faritanin’i Toamasina. Mihamitombo hatrany ny tarehimarika, satria raha ny antontan’isa omaly dia tranga 133 no hita. Araka ny vaovao farany voaray, olona iray koa no maty androany 10 oktobra 2017.
